\v 26 Fa ny daôly ze nareigny reo teniko ka tsy magneiky an'azy reny de ôtran'ny ôlo adala ze managana ny tranony akeigny ambony fasika \v 27Nirotsaka ny ôrana, tonga ny tondra-drano, ary nifofofofo sy namely le trano ny rivotra, ka de nirodana zany, ary feno ny faharavany."