\v 1 Tam'zany fotôna zany fôgna kô de tonga takeo amin'i Jesôsy reo mpianany ary nitare hoe: "Iza no geda indrindra aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra?" \v 2 Jesosy nagnantso zaza kely hankeo amin'Azy, nametraka an'azy takeo amin-jareo, \v 3 ary nitare hoe "Lazaiko marina aminareo, fa ra tsy miova salan'ireo zaza kely reo anareo, de tsisy hevitra ny hidiranareo aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra.