\v 40 Ary rafa tonga ny tompon'ny tanim-bôloboka, ino no ho ataony am'reo mpamboly vôloboka," \v 41 Ozy zareo tamin'azy hoe: "Ho arigana amin'ze fômba mafy miitsy reo ôlon-doza, ary avy akeo hampanofainy am'reo mpamboly vôloboka hafa ny tanim-bôloboka, ôla hagnome an'azy ny anjara voliny amin'ny fotôm-pavokarana."