\v 71 Rafa nivoka ny vavahady izy, de nisy mpanompo vavy hafa naita an'azy ary nitare tamin'reo ze takeo hoe: "Ity leila iany kô de niaraka tamin'i jesosy avy aigny Nazareta."\v 72 Mbola nandà ndre izy niaraka tamin'ny fianianana hoe: "Tsy fantatro zany leila zany!"