\v 38 Reignareo fa vĂ´laza hoe: 'Maso solon'ny maso, ary nify solon'ny nify.' \v 39 Fa Za kosa milaza am'nareo hoe, aza manoitra ze ratsy. Fa kosa, na iza na iza mamely ny takolakao ankavanana de atolory azy koa ny ilany.