\v 11 Niditra takao am-le trano zareo ary natazana ny zaza niaraka tamin'i Maria reniny. Nekoka sy nidera an'azy zareo. Nagnokatra ny fitoeran-kareny zareo ary nanolotra fagnomezana volamena, dintin-kazo magnitra, ary miora ho an'azy. \v 12 Nampitandrina an'jareo tamin'ny nofy Andriamanitra mba tsy hiverigna aigny amin'i Heroda, ka lalana hafa no nandehan-jareo namonjy ny fireneny avy.