\v 8 No zany, aza magnano ôtran'ny zareo, fa ny Rainareo de efa mafantatra reo ra ze ilainareo melôn'ny angatanareo Aminy. \v 9 No zany mivava ôtran'zao hoe: "Raianay ze akaigny an-dagnitra, ho hamasinina ane ny agnaranao. \v 10 Ho tonga ane ny fanjakanao. Hatao ane ny sitraponao ety an-tany ôtran'ny akaigny an-dagnitra.