\v 28 Jesosy nitare an'jareo hoe: "Lazaiko marigna aminareo, amin'ny van-potogna vaovao rafa mipetraka akeo amin'ny seza fendriagnan'ny voninany ny Zanak'Ôla, de hipetraka akeo amin'ny seza fendriagnana roa ambefolo iany kô nareo ze nagnaraka an'Ana, hitsara reo foko roa ambefolon'Israely.