\v 13 Midira amin'ny vavahady maety. Fa geda ny vavahady ary malalaka ny lalana mitondra akaigny amin'ny fahaverezana, ary betsaka reo ôla ze mande amin-zany. \v 14Fa maety ny vavahady ary sarotra ny làlana ze mitarika mankaigny amin'ny fiaignana, ary vitsy reo ze matazagna an'zany.