\v 29 Ary ra vĂ´ afaka ny fahoriana amin'reo andro reo de ho maizigna ny masoandro, tsy hagnome ny hazavagna ny volana, hilatsaka avy aigny an-dagnitra ny kintana, ary hiozongozogna ny herin'ny lagnitra.