\v 1 \v 2 Nivôka ny tempoly Jesosy ary lasana nandeha. Nagnantona an'Azy reo mpianany mbô hagnatorona an'Azy ny rafitry ny tempoly. Nefa namaly Izy ary nitaré tamin-jareo hoe: "Tazagnareo ma reo ra daôly reo? Lazaiko aminareo, tsisy vato ho tavela amin'ny raika hafa zay tsy ho ravana aketo."