\v 3 Rafa ampolakeka, de ozy nareo hoe: "Ho ratsy ny andro, fa mena sy manjombona ny lagnitra." Hainareo ny mamantatra ny endriky ny lagnitra, fa nareo tsy afaka mandika reo famantarana ny fotôna. \v 4 Ny taranaka ratsy sy mpijanganjanga de mikaraka famantarana, fa tsisy famatarana hamena an'azy ankôtra ny famantaran'i Jona." Avy akeo Jesosy nandao an'azy reo ka lasa.