\v 7 Raha fantatrareo ny hevitry ny hoe: "Famindram-po no iriko fa tsy sorogna, de tsy nagnameloka ny tsy magnan-tsiny anareo. \v 8 Fa ny Zanak'Ôla no Tompon'ny Sabata."