\v 32 Noho zany ze daôly manaiky Anà akeo agnatrehan'ny ôla, de ho ekeko iany kô akeo agnatrehan'ny Raiko ze aignyan-dagnitra. \v 33 Fa ze mandà Anà akeo agnatrehan'ny ôla kosa, de ho laviko iany kô akeo agnatrehan'ny Raiko ze aigny an-dagnitra.