\v 1 Niditra tao an-tsambokely Jesosy, nitsaka, ary tonga tao amin'ny tanànany. \v 2 Indro, nisy leilà mararin' ny paralisisa nandry teo am-pandrena nindesin-jareo teo amin'Azy. Rafa natazagna ny finon-jareo, de ozy Jesosy tamin'le leilà mararin'ny paralisisa hoe: "Anaka, ôka anao hifaly. Efa vôvela ny helokao."