\v 42 Jesosy nitare tamin-jareo hoe: Tsy mbola namaky ny soratra Masina miitsy ma anareo hoe: 'Ny vato nolavin'ny mpagnano tragno no natao vato fehizoro. Avy tamin'ny Tompo zany, ary mahagaga akeo amasontsika'?