\v 45 Ary nagnomboka tamin'ny ora faenina de nandrakotra ny tany rehetra ny aizina ka hatramin'ny ora fasivy. \v 46Teo amin'ny ora fasivy, de nihiaka tamin'ny feo mafy Jesosy ary nagnanao hoe: "Ely, Ely, lamà sabaktani?" Izay midika hoe: "Andriamanitro, Andriamanitro, naôna no nandao Ana Enao?" \v 47Rafa ren'ny sasany tamin'jareo ze nitsangana teo zany, de hoy zareo: "Miantso an'i Elia Izy."