\v 24Noho zany, reo daôly ze mareigny ny teniko ary magneiky zany de ôtran'ny ôla hendry ze nagnorina ny tragnony aigny ambony vatolampy \v 25Nirotsaka ny orana, tonga ny tondran-drano, ary nifofofofo sy namely le tragno ny rivotra, fa tsy nirodana zany, satria natsangana teo ambony vatolampy.