\v 18 Ra nande nankeigny amoron'ny ranomasin'i Galilia, de natazagna mpirahalà roey, Simona ze antsovina hoe Petera ary Andrea rahalany nanipy ny aratony taigny amin'ny ranomasina mpagnarato zareo. \v 19 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Andao, hagnaraka Anà, fa hataoko mpagnarato ôla anareo." \v 20 Teo no eo iany de nandaosa ny aratony zareo ka nagnaraka an'Azy.