\v 1 Ary tamin'ny align'ny Sabata, ra vô nanomboka mangiran-dratsy ny andro vôlô amin'ny herinandro, de lasa nande nijery ny fasana Maria MAgdalena sy ilay MAria iray hafa.\v 2 Indro, nisy horohoron-tany be, fa ny anjelin'ny Tompo no nidigna avy takaigny an-dagnitra, ary nanakode ny vato, ka nipetraka takeo ambonin'zany.