\v 27 Tamin'ny fiambesana faefatry ny alina de nagnantona an-jareo Jesosy, nandeha teigny ambony ranomasina. \v 25 Rafa natazagna an'Azy nande teo ambony ranomasina reo mpianatra, de natatra ka nitaré hoe: "Matotoa io", ary de niaikaika tamin-tatra zareo. \v 26 Fa Jesosy nitaré tamin-jareo avy hatraigny hoe: "Mahereza, Za ty! Aza matatra."