\v 19 Aza mitahiry ny harenareo ety an-tany, ze simbain'ny kalalao sy harafesina, ary hidiran'reo mpangalatra an-keriny ka hangalatra. \v 20 Fa kosa, tarizo ny harenareo akaigny an-dagnitra, ze tsy ho simban'ny kalalao sy harafesina, ary tsy hidiran'ireo mpangalatra an-keriny ka hangalatra. \v 21 Fa ze misy ny harenao, no itoeran'ny fonao iany kô.