\v 14 Fa raha mamela ny hadisoan'ny ôla nareo, de hamela anareo iany kô ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra. \v 15 Fa raha tsy mamela ny hadisoan'izy reo nareo, de tsy hamela ny hadisoanareo mihitsy ny Rainareo.