\v 32 Avy akeo Jesosy nijanona ary nagnantso an-jareo sady nitare hoe: "Ino no irinareo ho ataoko aminareo?" \v 33 Ozy zareo tamin'Azy hoe: "Tompo, mbĂ´ ahiratan'ny masonay." \v 34 Avy akeo Jesosy, nangoraka, ka nikitika ny mason-jareo. Avy hatarigny de natazagna zareo ary nagnaraka an'Azy.