\v 20 Avy akeo ny renin'reo zanaka lan'i Zebedio nagnantona an'i Jesosy niaraka tam'reo zanany. Niankohoka takeo agnatrehany izy ary nangataka ra avy tamin'Azy. \v 21 Ozy Jesosy tamin'azy hoe: "Ino irinao?" Ozy tamin'Azy hoe: "Mandidia mbô hioetrahan'reto zanako rô là reto, ny raika akeo an-tagnanao ankavagnana ary ny raika akeo an-tagnanao ankave, akao amin'ny fanjakanao."