\v 57 Tona nohon'ny amin'Azy zareo. Fa ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Tsisy mpaminagny tsisy varany raha tsy akao amin'ny fireneny sy akao amin'ny fianakaveny iany." \v 58 Tsy de nagnano fagagana be takao Izy nohon'ny tsy finoan-jareo.