\v 27 Tonga reo mpiasan'ny tompon-tany ary nitare hoe: "Tompoko, tsy namafy voa tsara takao an-tanimbolinao ma anao? Nagnino izy am'zao fotôna no misy vôn'ahidratsy?\v 28 Ozy tamin-jareo hoe: "Nisy favalo nagnano an'zany." Ozy reo mpiasa tamin'azy hoe: "Ka tenao ma ny handiananay manongotra an-jareo?"