\v 7 Fa nony natazagna reo Fariseo sy Sadiseo maro ngnantogna an'azy mbĂ´ atao batisa izy, de ozy tamin-jareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno pozina, iza no nampitandrina an'nareo hilefa ny fahatezerana ho avy? \v 8 Mamoaza voa mendrika ny fibebana. \v 9 Ary aza misaina ny hilaza anakam-po hoe: "Managna an'i Abrahama ho rainay zahay." Fa lazaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zanaka ho an'i Abrahama na de avy am'reto vato reto aza.