\v 29 Ny ôla daôly ze nandao trano, rala, anabavy, ray, reny, zanaka, na tany, nony agnarako, de handray avo zato heny ary handova fiaignana mandrakizay. \v 30 Fa maro reo ze volôny ho lasa farany, ary ny farany ho volôny.