\v 23 Rafa niditra takao amin'ny sambokely raika Jesosy, de nagnaraka an'Azy tao agnatin'io ireo mpianany. \v 24 Indro,nisy tafio-drivotra gedabe nitranga teo amin'ny ranomasina, ka de rakotry ny onja ny sambo. Fa tafandry Jesosy. \v 25 Nankeo amin'Azy reo mpianatra ary namô an'Azy, nagnano hoe: "Vonjeo tsika, Tompo; ho foaty tsika!"