\v 37 Ary reo marina de hamaly sy hiteny hoe: 'Tompo, ovena zahay no nahita an'Nao nĂ´na ka namahana an'Nao? Nangetaeta ka nampisotrainay? \v 38 Ovena Enao no hitanay nivainy ka nampandrosoinay? Na niboridagna ka nampitafianay? \v 39 Ovena zahay no nahita Anao narary na taigy am-ponja ka nakaigny aminao? \v 40 Ary ny Mpanjaka namaly ka niteny an'azy reo hoe: 'Lazaiko marina aminareo, ze nataonareo tamin'reny rahalako kely indrindra ireny, de natanonareo tamiko.'