\v 34 Sosy ny tompony ary nitondra an'azy taigny am'reo mpampijaly mandra-padoavagny ze ra daôly notrosainy. \v 35 Salan'zany fôgna kô no hataon'ny Raiko aigny an-dagnitra aminareo, raha tsy mamela ny rahalany amin'ny fony tsiraikaraika avy aminareo.