\v 5 Raha mbôla nitare Izy, indro, nisy rondro mazava nanarogna an'azy reo, ary indro, nisy feo nivôka avy tao amin'ny rondro, nagnano hoe: "Ity ny Zanako malalako, ze sitrako tokôtra. Henoy Izy" \v 6Rafa reignin'ireo mpianatra zany, de lavo zareo ary natatra mafy. \v 7 Avy akeo avy Jesosy ary nikasika an'azy reo ka nitare hoe: "Mitsangàna ary aza matatra" \v 8Avy akeo de nitazagna agnambo zareo fa tsy natazagna na iza na iza afa-tsy Jesosy rerika fôgna.