\v 27 Ary raha niala takeo Jesosy, de nisy jamba rôlà nagnaraka an'Azy. Tsy nijanona nagnantso zareo sady nitare hoe: "Mamindrà fo aminay, ry zanak'i Davida!" \v 28 Rafa tonga takao an-dragno Jesosy, de nagnatogna an'Azy reo leila jamba. Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Mino ma nareo fa mahay magnano an'zany Za?" De ozy zareo taminy hoe: "Iôny, Tompo."