\v 26 Fa ny daôly ze nareigny reo teniko ka tsy magneiky an'azy regny de ôtran'ny ôlo adala ze magnorina ny tragnony aigny ambony fasika. \v 27Nirotsaka ny orana, tonga ny tondra-drano, ary nifofofofo sy namely le tragno ny rivotra, ka de nirodagna zany, ary rava tanteraka izy."