Nisy jiolahy roa nofantsina niaraka taminy, ny raika teo ankavanany ary raika teo ankavia Reo ze nandalo de nanevateva Azy, nanivingivigna ny lon'jareo ary nagnano hoe: "Enao ze handrava ny tempoly ary hanambotra zany indray akao agnatin'ny telo andro, vonjeo ny tegnanao! Rafa Enao no Zanak'Andriamanitra, midina avy eny amin'ny hazofijaliana!"