\v 69 Ary Petera nipetraka avelagn'ny kianja, ary nisy mpanompo vavy tonga nagnatogna azy nitare hoe: "Enao iany kô de niaraka tamin'i Jesosin'ny Galilia." \v 70 Fa nandà izany takeo agnolôn-jareo izy, magnano hoe: "Tsy fantatro ze koragninareo."