\v 8 Rafa avy notoroan'ny reniny marika, de ozy izy hoe: "Ameo anà aketo ambony vilia, ny lôn'i Jaona mpagnano batisa, \v 9 nalaelo mafy non'ny fangatahany ny mpanjaka, saingy non'ny voadiny sy no reo daôlo nihinana niaraka tamin'azy de nagnome baiko izy fa tokony ho vita zany.