\v 5 Izy Ze nagnano an'azy reo de nitare iany ko hoe: 'Fa noho zany antony zany de hiala ny rainy sy reniny ny leila ka hikambagna amin'ny vadiny, ary ho lasana nofo raika izy rôy?' \v 6 Ka tsy ho rôy intsony zareo, fa ho nofo raika. Ka ze natambatr'Andriamanitra, ôka tsisy hagnasaraka."