Namaly Jesosy ary niteny hoe: "Ry taranka tsy mpino sy simba toetra, mandra-pahovegna no tokony hitoerako miaraka aminareo Mandra-pahovena no tsy maintsy izakako miaraka aminareo Ndeso eto amiko izy" Niteny mafy ny demonia Jesosy, ka nivoka taminy zany ary de sitrana tamin'zany ora zany le zazala