Rafa nidigna ny tanety zareo, de nandidy an'jareo Jesosy, nagnano hoe: "Aza miteny zao fahitana zao na amin'iza na iza mandra-pitsangan'ny Zanak'Olo amin'ny maty" Nanontant Azy reo mpianany, nagnano hoe: "Naogna ary reo mpanora-dalana no milaza fa Elia de tsy mainty ho avy aloa