Indro, nibogna tamin'jareo Mosesy sy Elia niresaka taminy Namaly Petera ary nagnao tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, tsara amintsika ny aketo Raha sitrakao, de hagnano fialofana telo ho antsika aketo za ray ho anao, ray ho an'i Mosesy, ary ray ho an'i Elia"