\v 28 \v 29 Ary rafa avy nanambara reo teny reo Jesosy, gaga tamin'ny fampianarany reo vaoka, satria nampianatra an'jareo otrany ny olo ze magnana fahefana Izy, fa tsy otrany reo mpanora-dalanan'jareo