\v 1 \v 2 Aza mitsara, de tsy hotsaraigna anareo. Fa amin'ny fitsarana nataonareo, no hitsaragna anareo, ary amin'ny fandrefesana andrefesanareo, no handrefesana anareo.