\v 13 Ary rafa nareigny an-zany Jesosy, de niala avy tam-le sambokely raika Izy, hankeigny amin'ny tôrana mitokana raika. Rafa nareigny an-zany reo vahôka, de nagnaraka an'Azy an-tongotra avy taigny amin'ireo tanan-dehibe. \v 14 Avy akeo Jesosy nankeo alôn-jareo ary natazagna reo vahôka betsaka be. Nangôraka an-jareo Izy, ary nagnasitragna ny aretin-jareo.