Ary isakin'ny firaviravoagna de fomban'ny governora ny mamotsotra gadra raika voafidin'ny vaoka Tamin'io fotoana io, nagnana gadra malaza ratsy antsoina hoe Barabasy zareo