\v 30 Nororan"jareo Izy, ary nalain'jareo ny tehina de nikapoka an'Azy im-betsaka teo amin'ny lôny. \v 31Rafa avy nagneso Azy zareo, de nagnala ny akanjo lavany ary nampitafy Azy ny fitafeigny, ary nitondra Azy nivôka mba hamantsika Azy amin'ny hazofijaligna.