\v 1 Tam'zany fotôna zany, Heroda mpanapaka nareigny ny laza momba an'i Jesosy. \v 2 Ozy izy tamireo mpanompony hoe : " I Jaona mpagnano batisa zany; nitsangana tamin'maty izy. Noho zany de miasa akao amin'azy reo hery reo."