\v 5 Rafa niditra takao Kapernaomy Jesosy, de nagnatogna an'Azy ny kapiteny raika ary nagnontany an'Azy,\v 6 nagnano hoe: "Tompo, mandry akao an-dragnoko ny mpanompoko fa malemy ary akao agnatin'ny fanainataignana mafy." \v 7 Ozy Jesosy tamin'azy hoe: "Ho avy Zà ary hagnasitrana an'azy.'