\v 16 Fa nankaigny Galilea reo mpianatra iraika ambefolo,taigny amin'ny tendrombohitra ze efa natoron'i Jesôsy anazy reo.\v 17 Rafa natzana Anazy zareo, de nidera anazy, fa ny sasany kosa niahiahy.